|
|
|
|

Teny iditra1  Razafiniaina Charlotte
Singan-teny  2 Razafiniaina, 3 Charlotte
Sokajin-teny  4  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5 Charlotte Razafiniaina, teraka tamin'ny 1894, dia mpanoratra fanta-daza tamin'ireo diam-peniny maro be tsy tambo isaina nisahana sampana maro: poezia, tononkalo, teatra, fa indrindra hainteny sy tantara foronina. Ny azo lazaina ho toetra mampiavaka ny soratr'i Charlotte Razafiniaina dia ny fitanana ny nentin-dRazana - tsy fitanana fe fitanana fotsiny fa tena fifikirana mihitsy [2.314]
Voambolana  6  Tantara: olona 7  Haisoratra: mpanoratra
Asa navoany  8  Eva malagasy
9  Mongon' entana tsy zanaky ny heriny
10  Sahondran' i Mamolakazo
11  Zahatra arendrintompo
12  1909 Ny tantaran' ilay savomanitra
13  1909 Ny tiana tsy mba zaraina
14  1917 Rota sy Naomy
15  1938/09/16 Ny rivotra an-kadilanana
16  1951/03/02 Ny fiaraha-monina
17  1958 Lamby nefa tsy rota : Tranainy nefa tsy simba

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08